Teny iditra | 1 hamavoina |
Fototeny | 2 mavo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao tsinontsinona, haratsina, esoina: Hamavoiny daholo ny olona rehetra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be despised [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on méprise [1.8] |
Ohatra |
7 ary mandrakariva dia hamavoina mandritra ny andro ny anarako. [2.996] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 12 mavoina |
Mpanahaka | 13 vasohina, atao tsinontsinona, esoina, tebahina, fanatsizarizariana, zimbazimbaina, fotsifotsina, tsiratsiraina |
Fivaditsoratra | 14 hamaivano, hamavoina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |