|
|
|
|

Teny iditra 1  hamavoina
Fototeny  2 mavo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tsinontsinona, haratsina, esoina: Hamavoiny daholo ny olona rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be despised [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on méprise [1.8]
Ohatra  11  ary mandrakariva dia hamavoina mandritra ny andro ny anarako. [2.996]
Tovy hevitra  12 mavoina
Mpanahaka  13  atao tsinontsinona, 14  esoina, 15  fanatsizarizariana, 16  fotsifotsina, 17  tebahina, 18  tsiratsiraina, 19  vasohina, 20  zimbazimbaina

Fivaditsoratra  21 hamaivano, hamavoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22