|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : haratsiana

Ohabolana 1Dovidovy endrika ka tian' ny olona haratsiana ary amboalambo tarehy ka tian' ny kabary hodiavina. [2.558]
Dovidovy endrika, ka tian' ny olona hoharatsina ; ary amboalambo tarehy, ka tian' ny kabary hodiavina. [2.415 #4862, 2.653 #863]
Dikanteny frantsayIl a l' air chétif, aussi aime-t-on à se moquer de lui ; il a l' air d' un aventurier, aussi s' attire-t-il fréquemment des discussions. [2.415 #4862]

Ohabolana 2Manao ambany maso tsy tsinjo ka mila haratsian-ko an-tena. [2.415 #1095]
Manao ambany maso tsy tsinjo ka mila haratsian-ko an-tena, ka matahora an' Andriamanitra, fa tsy olona mitovy hasina aminy hianao. [2.415 #32]
Dikanteny frantsayAvoir Dieu sous les yeux sans le voir, c' est s' attirer malheur ; craignez Dieu, car il vous dépasse en sainteté et en puissance. [2.415 #32]
Ne pas regarder ce qu' on a sous les yeux pour regarder de préférence ce qui est au loin, c' est s' attirer malheur. [2.415 #1095]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui négligeaient leurs parents pour les étrangers. [2.415 #1095]

Ohabolana 3Ny fahakamoana no renin' ny haratsiam-panahy rehetra. [2.415 #3948]
Dikanteny frantsayLa paresse est la mère de tous les vices. [2.415 #3948]
Fanazavana frantsayD' origine récente. [2.415 #3948]

Fizahan-teny