|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hariva
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny tapak' andro ihilanan' ny masoandro miankandrefana: Amin' ny dimy hariva / Ny hariva no fahanteran' ny andro
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the evening
5  [1.7] the afternoon, the evening
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] l'après midi, le soir
Voambolana  7  Fotoana
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
13  Tambinteny :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny hariva io

Teny iditra (2/3)22  hariva
Sokajin-teny  23  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  24  [1.1] Folaka: Hariva ny andro
Amin' ny hariva, tratra aoriana: Tonga hariva ianareo izany / Hariva izahay fa aoka handeha

Teny iditra (3/3)25  hariva
Sokajin-teny  26  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  27  [1.1] Tazonina ela hatramin' ny hariva: Harivan' ny resakareo eto lahy izahay

Fivaditsoratra  28  hariva, havari, Hira va?, hirava, vahirà, vahira, variha

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08