|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  hendratra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  11 Taitra ka mitraka tampoka ny loha, mientana, miantsambotra: Hendratra izy nahita ilay hazavana teo ambony lohany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 startled, twitching [1.2, 1.7]
13 starting [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14 [Tankarana] saisi de frayeur, soubresaut
15 très content (par exemple de recevoir un ami). [1.19]
16 qui tressaille [1.8]
Ohatra  17  hoy Zaka hendratra. [2.5#71]
18  Hoy aho hendratra kely. [2.944#]
19  hendratra izy sady tafatsangana niaraka tamin' izay. [2.643#165]
Tovy hevitra  20 hendraka
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hendratra
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 23  hendratra
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25 [Betsimisaraka] (sens général : qui fait sursauter, très saillir). Macarisia pyramidata Thouars (Rhizophoraceae). Bois brûlant sans fumée quand il est bien sec. Les pêcheurs le recherchent pour faire des torches en vue de la pêche au lamparo [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3) 28  hendratra
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 [Betsimisaraka] (de hena : aliment, viande ; et ratra : égratignures). Carissa madagascariensis Thouars (Apocynaceae). Le calac de Madagascar. Ses fruits savoureux sont recherchés. Mais l'arbuste est épineux et provoque souvent des égratignures. [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  hendratra, 33 Hetran-drà

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22