Teny iditra (1/2) | 1 heny |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitovy amin' ilay efa eo, na isa na habe: Enina kilao io kisoa io tamin' ny novidiko, ary izao izy telopolo kilao, izany hoe lasa indimy heny ny lanjany. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 so many times; used with numerals, as: avo folo heny (ten times as much) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 tant de fois; s'emploie comme suit: avo folo heny (dix fois plus) [1.8] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 heny |
Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
12 Sahaza, mifanentana, tandrify, mifanandrify 13 Mahazo mivady fa tsy mpihavana akaiky: Olon-tsy heny aminao Rasoa ka tsy azonao alaina ho vady. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 réel, vraiment. (edy, ankitiny, tokoa) [Tankarana]
[1.19] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26 |