|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hosy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Voambolana  8  Toe-karena: fambolena
Fanazavàna teny malagasy  9  fiasana tanimbary amin'ny omby [Taisaka] [1.78]
10  fanitsahana amin' ny tongotra
11  fanaovana tsinontsinona; famakiana ny bainga an-tanimbary mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hoketsana; fambaboana fananan' olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  the act of trampling the mud in the rice fields [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  action de piétiner les rizières [1.8]
14  rizière irriguée
15  action de piétiner [1.13]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/2)18  hosy
Sokajin-teny  19  anarana
Voambolana  20  Fizìka
Fanazavàna teny malagasy  21  tady [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  22  fil, câble [1.13]

Fivaditsoratra  23  hosy, sohy

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11