|
|
|
|

Teny iditra 1  ialahy
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpisolo anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Ifanaovan' ny samy lehiahy tokana mitovy saranga: Taiza ialahy no tsy hitako and roany? (raha maro dia ampiana ny teny hoe isany: Ho aiza ialahy isany rahariva?)
8 Fampiasa raha tezitra: Avereno hoe ny tenin' ialahy teo!
9 Fampiasa ho fanambaniana na ho fanevatevana mihitsy roba olona tsy ao anatin' ny fianakaviana na efa misy fifankazarana: Inona izay ialahy no mba hifaninana amiko
10 Fampiasa koa anefa indraindray ho fanajana raha olona ambony no miteny amina lehilahy nahavita zavatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 thou, you. Used only in familiar discourse by men, but never by an inferior to a superior except on special occasions of giving confidence. [1.2]
12 you (singular) used familiarly between men [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 tu, toi. Ce mot usité entre les hommes seulement, indique la familiarité et parfois du mépris, et ne s'emploie que d'égal à égal ou de supérieur à inférieur. Il s'emploie quelquefois solennellement à l'égard du souverain, ou d'un grand personnage. -- Les femmes agées peuvent aussi l'employer en s'adressant aux garçons. [1.3]
14 tu, toi (tutoiement entre hommes seulement) [1.5]
15 tu, toi (singulier) s'emploie entre hommes [1.8]
Ohatra  16  Lehilahy ialahy otronin'ireny! [2.298#138]
17  Oviana ialahy no nivoaka tary? [2.4#]
18  Tena kamarady ialahy, hoy izy. [2.643#]
Mpanahaka  19  ianao, 20  ise
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe ialahy
Tsanganana sy sary iray takila  22  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17