Teny iditra |
ianao
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha tokana izy
ka atao teny lazaina: ~ Amin'ny firy no handeha ianao? [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ hianao ] Thou, you. [Compare Swahili e'nu, your, of your,
and e'gnui o thou.] Compare anao. [1.2]
|
| Same as hianao [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ hianao ] Vous (employé pour toi) [1.3]
|
| Vous (respect) [1.5]
|
| Même que hianao [1.8]
|
| [Tanala]
(pronom personnel sujet - 2ème personne singulier) tu, toi. [1.6]
|
Fanazavàna teny italianina | Tu [1.18]
|
Ohatra |
1 | Hahita loza ianao!
[2.528]
|
2 | Manao ahoana ianao, anaka?
[2.4]
|
3 | Ianao ve no mahateny ahy izany!
[2.470]
|
4 | Fantatro fa tia ahy tokoa ianao.
[2.445]
|
|
Kamban-teny |
|
Tsipelina hafa |
Mpanahaka |
anao ~
-ao ~
-nao ~
ialahy ~
ise |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|