|
|
|
|

Teny iditra1  ili-kena
Singan-teny  2  ilika, hena
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ny hena amin' ilay faritra manaraka ny taola-mananetiny amin' ny omby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  The undercut of a sirloin of beef. [1.2]
Voambolana  6  Toe-karena: hanina
Tovy hevitra  7  iliny

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07