Teny iditra (1/3) | 1 indrana |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 Zavatr' olona ampiasain' ny tena izay haverina rehefa avy nanaovana: Lamba indrana itỳ anaovako itỳ fa very omaly ny ahy. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 borrowed. It is used when the very thing borrowed is to be returned ; samborina (sambotra) being used when an equivalent is to be given back. Thus indrana would refer to a borrowed knife, etc., and samborina to money etc. [mal. Injam.] [1.2] 9 the article to be returned 10 borrowed [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 ce qu'on a emprunté 12 emprunté [1.8] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 14 indrana |
Sokajin-teny | 15 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
16 iry [Tambahoaka]
[1.78] 17 iry [Bezanozano] [1.78] |
Tsanganana sy sary iray takila |
18 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 19 andrina, anindra, indrana, Narinda, Ndriana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |