|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  inoana
Fototeny  2 ino
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ekena tanteraka: Inoako ny fahaizan' ny olo-mahay ankehitriny
9 Ekena ho marina, ekena fa misy: Tsy azo inoana izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be believed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on croit [1.3, 1.8, 1.5]
12 qu'on accepte sans réserve, qu'on reconnait [1.3]
Ohatra  13  inoako ny fahaizany (je reconnais sa science) [1.3#281]
14  tsy azo inoana izany (on ne peut pas croire cela, c’est incroyable) [1.3#281]
15  Sarotra inoana izany. [2.117#107]
16  Tsy hitako be ihany zay hataoko teo anoloan' ny tsy azo inoana. [2.471#64]

Teny iditra (2/2) 17  inoana
Fototeny  18 ino
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  24 Ainona, 25 ananio, 26 aninao, 27 anoina, 28 Ianona, inoana, 29 ny anao

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19