Teny iditra irony (iroa)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro olona maro tondroina an' eritreritra: Izaho tsy mba tahaka irony mpanambaka olona irony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Those far away yonder (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ce, celui-ci, celle-là; voilà [1.3]
 Ceux-là, bien loin (visibles) [1.8]
Ohatra 
1Toa irony vonin' avoko anaty vero. [2.296]
2Sigara ohatra irony ilay fonosin-tanana no fahitako azy. [2.4]
Tovy hevitra iroa ~ iroakatra ~ iroana ~ irokatra ~ irokitra
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21