|
|
|
|

Teny iditra 1  iroa
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Sampanteny 
Mpisolo anarana :
Fanazavàna teny malagasy  12 Enti-manondro lavidavitra kely: Andeha mipetraka ambanin' iroa hazo iroa ~ Omeo azy iroa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 that one far away (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 Ce, celui-là, celle-là ; voilà: Iroa mihantona iroa ny satrokao (Voilà votre chapeau qui est suspendu) [1.3]
15 celui-là, au loin (visible) [1.8]
Ohatra  16  Nangina iroa jiolahy. [2.895#196]
17  Iza iroa andrefan-trano? [2.131]
18  tapaho koa iroa hazo ngezabe [2.69#83]
19  Hitako avy eto, Ambohimanatrika iroa. [2.245#184]
Tovy hevitra  20 iroakatra, iroana, irokatra, irokitra, irony
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe iroa
Tsanganana sy sary iray takila  22  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  23 aory, 24 ario, 25 aroy, iroa, 26 oria, Oria, 27 roay

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19