Teny iditra | irokitra | |
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona tokana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce, celui-ci, celle-là; voilà [1.3] | |
Tovy hevitra | iroa ~ iroakatra ~ iroana ~ irokatra ~ irokitra ~ irony | |
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |