Teny iditra | isaka | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Manan-kevitra hoe "amin' ny fotoana miverimberina" na "an' ny tsirairay" na "samy... rehetra" ka ny fampiasa azy ireo dia toy izao:
-- Isaka no ampiasaina eo alohan' ny "izay": Isaka izay miteny izy dia diso -- ny isaka dia tonga isaky eo alohan' ny mpanoritra anarana: Isaky ny zoma / Isaky ny miteny -- na lasa isan' eo alohan' ny anarana tsisy mpanoritra: Isan-jomà, isan' alina, isan' olona [1.1] | |||
Haiendriteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | isaka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | (la racine saka, très ancienne, a beaucoup perdu de son usage ; c'était l'action de cueillir au sens le plus large. On la retrouve dans l'expression misaka-hazandrano : capturer à la main des poissons ou d'autres petites proies ; et aussi dans le mot
sakafo, aujourd'hui : le repas ; jadis le produit de la cueillette
saka qu'on avait passé au feu :
afo). Nom donné à plusieurs plantes dont les feuilles ou les bourgeons étaient cueillis pour des fins alimentaires.
[Bara] Kalanchoe grandidieri Baill. (Crassulaceae). Les feuilles charnues, gorgées d'eau, étaient consommées en période de disette. [Mahafaly, Sakalava] Poivrea grandidieri (Drake) H.Perrier (Combretaceae) : les graines, riches en matières grasses, étaient consommées en cas de disette. Aujourd'hui, on les administre plutôt aux enfants comme vermifuge. [1.196] | |||
Anarana siantifika | Kalanchoe grandidieri, Poivrea grandidieri | |||
Voambolana | Haizavamaniry | |||
Teny iditra | Isaka | |||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||
Fanazavàna teny anglisy | Isaka [2.996] | |||
Isaac [2.996] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Isaac [2.996] | |||
Voambolana | Soratra Masina | |||
Tovy hevitra | Isaaka | |||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Isaka | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |