|
|
|
|

Teny iditra1  izaroa (iroa)
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  those far away (not in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4  ceux-là. bien loin (pas visibles) [1.8]
Ohatra  5  izaroa niarahan' ny mpianakavibe nanolotra, noho ny fahasoavany angaha, nanaovany voady manokana ka notanterahany. [2.470#]
6  Ny resaka tsy fanovana antsipiriana-javatra izatsy na izaroa, heverina ho mavesa-danja noho ny hafa, ka mitaky ezaka mbola mafy kokoa. [1.369#]
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny mpisolo rehetra
8  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  9  azario, izarao, izaroa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22