|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  jadona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza fijoroana mahitsy, tsy mihetsika [1.1]
4  Teny andidiana tsy maintsy arahina, tsy azo valiana: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona [1.1]
5  Tomba fitondrana tsy refesi-mandidy ary tsy azo iadian-kevitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6  Despotic authority [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  Despotisme [1.3#289, 1.8]
8  Position droite, fixe [1.3#289]
9  Figuré: la raison du plus fort [1.3#289]
10  Dictature [1.13]
Ohatra  11  izany no manao lenin-dahy ary manao jadona, ka tsy tia' ny Mpanjaka raha tsy teny ifanekena: [2.48]
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/5)19  jadona
Sokajin-teny  20  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  21  Authoritarian [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22  Despotique [1.8]

Teny iditra (3/5)23  jadoña
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25  Mpiambina andro na alina [1.78]
Tovy hevitra  26  gadoña

Teny iditra (4/5)27  jadona
Sokajin-teny  28  anarana
Voambolana  29  Matematika: rafitsary
Fanazavàna teny frantsay  30  Perpendiculaire [1.13]
Sampanteny 
31  Anarana :

Teny iditra (5/5)32  Jadòna
Sokajin-teny  33  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  34  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  35  Jadon [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  36  Yadôn [2.996]
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  37  Toko sy andininy momba Jadòna
Tsanganana sy sary iray takila  38  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11