|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  jaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Anarana :
5  Mpamaritra :
Tovy hevitra  6  jomoka

Teny iditra (2/3)7  jaka
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haibiby: mampinono
Fanazavàna teny malagasy  10  Anarana niantsoana ny omby taloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11  ancien nom des boeufs [1.3]
12  zébu [1.54]
Ohatra  13  Ny teny hoe jamoka dia avy tamin'ny teny arabo persiana hoe "jamous" ary ny anarana hoe "omby" izay voalaza fa naaolon-dRalambo ny "jamoka" dia mety ho avy tamin'ny teny soahilia hoe"ngombe. [2.508#]
14  Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony (5) Isa telo, Tsindrian-telo, Telo manindry, Toka-mahafoio. [2.69#]
Tovy hevitra  15  omby
Sary 
16 

Teny iditra (3/3)17  jamoka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  corbeilles rangées sur les étagères des maisons comme ornement [1.3]
20  corbeille ?. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  21  jamoka, jamòka, jomaka, jamoka, jamòka, jomaka

Nohavaozina tamin' ny 2021/06/24