Teny iditra (1/2) | 1 jiro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny enti-milaza rehefa mety ho fanazavana amin' ny alina: Ampireheto ny jiro fa efa maizina ato an-trano Jabora misy lahiny ka arehitra hanazava |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a lamp |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8, 1.13] lampe 6 [1.13] éclairage |
Ohatra |
7 [2.285#] Mirehitra ny jiro eran' ny arabe. 8 [2.332#] Nisososo ny jiro nefa tsy mbola nazava. 9 [1.300#] Ny atsy, jiro herimbaratra lasan-davitra; |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny jiro io |
Lahatsoratra |
16 Randzavola: jiro ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 17 jiro |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Sihanaka]
tsatokazo solon-tsangambato ho fahatsiarovana olona |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.19] [Tankarana]
pieu surmonté de crânes de boeufs sacrifiés, pieu de tsikafara, (sòko). 21 [1.196] Bois fourchu au sommet qu'on plante dans le sol pour perpétuer le souvenir d'un mort. En Imerina on l'appelle plutôt tsangambatohazo. [Sakalava] 22 [1.196] Poteau auquel on attache les animaux offerts en sacrifice (sur la côte Ouest, ce même poteau sacrificiel est appelé hazomanga). De très nombreuses localités s'appellent anjiro, c'est-à-dire « là où il y a un jiro » et notamment une gare de la ligne de chemin de fer Tamatave Tananarive. [Betsimisaraka] 23 [Sihanaka] 24 [Bezanozano] 25 [Tanala] |
Ohatra |
26 [2.445#] Tsangambato sy jiro no betsaka atý |
Fivaditsoratra | 27 jiro, jory, rijo, rojy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |