|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  journal
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  diAry firaketana ny miseho isan-andro; fitanan-tsoratry ny varotra na ny fivoriana [1.17]

Teny iditra (2/4)4  journal
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  gaZEty [1.17]
Lohateny 

Teny iditra (3/4)8  journal
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  taratasy milaza ny zavatra miseho isan' andro: Voici le journal de mon voyage (Inty ny taratasy milaza ny zavatra niseho isan' andro tamin' ny dia nalehako) [1.4]
11  diAry; taratasy milaza ny atao isan' andro; boky fanoratan' ny mpivarotra ny entana na vola miditra sy mivoaka isan' andro [1.9]
Lohateny 

Teny iditra (4/4)14  journal
Sokajin-teny  15  anarana
Voambolana  16  Toe-karena: tonta printy, sary
Fanazavàna teny malagasy  17  gaZEty. Tous les journaux en parlent (Milaza ihany avokoa ny gazety rehetra) [1.4]
18  gaZEty [1.9, 1.17]
Ohatra  19  Izao no teny nataon' ny Calcutta journal, gazety tao Morosy milaza izany. [2.649]
Haiendriteny 
20  Tsotra :
Sary 
21 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23