|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  jofo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bezanozano, Sihanaka] vovoka
4  [1.1] fisavoanana, fitambolimbolenan' ny rivotra na ny setroka miakatra, fisosososoana, fahasahiana misosososo amin' ny zavatra misy loza
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#297] action de s'élever, de tourbillonner, de se répandre, de se précipiter, comme la fumée, la poussière, d'aller avec hardiesse, sans crainte, comme les soldats à l'attaque, comme des voyageurs hardis
6  [1.13] poussière
Ohatra  7  Ny jofo dia vovoka asavoanan' ny rivotra na ny tadio. [2.643]
8  Hataon' i Jehovah vovoka sy jofo ny ranonorana amin' ny taninao; [2.996]
9  Tsitapitapitrizay, tamin' ny arabe nandalo eo andrefana kelin' ny toerana nisy azy, nisy fiarakodia maromaro avy avaratra nitora-jofo avy nanatona. [2.472]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Mpanahaka  15  vovoka
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/2)19  jofo
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.196#II.89] Sens général (d'après Malzac) : action de s'élever en tourbillonnant, de se répandre, comme la poussière et les poudres légères. Ce nom s'applique au pollen très abondant de Conifères introduits (pinus etc.), de Podocarpus madagascariensis Baker (Podocarpaceae) endémique, etc.
Voambolana  22  Haizavamaniry
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02