|
|
|
|

Teny iditra1  kabary tsara mitsangana
Singan-teny  2  kabary, tsara, mitsangana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] filazana am-bava feno hakingana sy hafetsena nefa matetika lainga sy fitaka fotsiny
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Défense adroite mais fausse
Tovy hevitra  6  kabary tsara lahatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10