|
|
|
|

Teny iditra1  kambanteny
Singan-teny  2  kambana, teny
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haiteny
Fanazavàna teny malagasy  5  Teny roa na mihoatra nakambana hilazana hevitra na sokazin-javatra iray: Valalatsimandadiharona, viliantsahona [1.1]
6  teny avy amin' ny teny vitsivitsy nakambana: viliantsahona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  mots composés [1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08