|
|
|
|

Teny iditra1  kambanteny
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny roa na mihoatra nakambana hilazana hevitra na sokazin-javatra iray: Valalatsimandadiharona, viliantsahona [1.1]
5  Teny avy amin' ny teny vitsivitsy nakambana: viliantsahona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  Mots composés [1.5]
Singan-teny  7  kambana, teny

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08