|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kamboty
Fototeny  2  boty
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Maty ray sy reny na ny iray amin' ireo
5  Entina milaza ny oriory sy osaosa ara-pivelomana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  an orphan [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  orphelin [1.8]
Ohatra  8  Tsy mba nisy kamboty natao hoe Ramanandray
ary tsy nisy ory natao hoe Andrianomanana
fa izay adala ariana avokoa
[2.131]
9  Ho kamboty sahala amiko izy, satria taranaky ny mafana tratra sy ny tsy mahavanom-bady isika. [2.470]
Voambolana  10  Fifandraisana: fianakaviana
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Tovy hevitra  15  asorotanitsisatry
Mpanahaka  16  somony, maty dovy, asorotany tsy satry, lasa olo-malala, folaka andry niankinana, toro vato nandiavana, maty kiady sy voninahitra, resy olo-narahina, resy tondromaso
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)24  kamboty
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26  (au sens littéral : orphelin) Plantes cultivées isolées et de mauvaise venue ; manioc dont la tige est flétrie, ou dont on a arraché les tiges en oubliant des tubercules dans le sol (mentionné par Richardson, Grandidier). [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  28  kamboty, kimbato

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21