Teny iditra (1/2) | 1 kandafotsy |
Singan-teny | 2 kanda, fotsy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zavamaniry izay ataon' ny olona ody farasisa ny raviny mangidy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] (de kanda et fotsy : blanc, allusion à la couleur des fleurs). Salvia leucodermis Baker (Lamiaceae). Feuilles amères, aromatiques. Outre l'emploi signalé comme odifandolofana, c'est aussi un odifarasisa, contre les manifestations secondaires de la syphilis. On boit l'infusion, on en fait des bains complets et des bains de vapeur. Par contre, cette espèce, considérée comme trop active, ne doit pas être administrée aux enfants |
Voambolana |
6 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (2/2) | 8 kandafotsy |
Singan-teny | 9 kanda, fotsy |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.196] [Betsimisaraka]
(fotsy : du nom de la pubescence blanche ; les fleurs sont d'une beau jaune d'or). Helichrysum ambondrombeense Humbert (Asteraceae) (réf. Boiteau 4659 in Herb. Jard. Bot. Tananarive). Espèce spéciale au massif de l'Ambondrombe 1600-1800 m alt. |
Voambolana |
12 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 14 fanditsoka, kandafotsy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |