Teny iditra | 1 kaody |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
6 Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaody izay izy tamin' ny mbola tanora [1.1] |
Tovy hevitra | 7 kaodikaody |
Mpanahaka | 8 Haolo, milodilody |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny kaody io |
Fivaditsoratra | 10 dokay, kaody |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |