|
|
|
|

Teny iditra 1  kaodikaody
Fototeny  2 kaody
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaodikaody izay izy tamin' ny mbola tanora [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 shy, timid, wild [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 méfiant, sauvage, craintif [1.8]
Tovy hevitra  13 kaody
Mpanahaka  14  haodihaody, 15  haolohaolo, 16  madimadina, 17  mahimahina, 18  manahinahy, 19  maodimaody, 20  marimarika, 21  matahotahotra, 22  somaingisaingy, 23  vodivodiana
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22