Teny iditra | kapiky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Voanjombazaha, voanjokatra [1.78] | |
Voanjo lava [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Arachide, pistache, cacahuète [1.13] | |
Voambolana | Haizavamaniry: voankazo | |
Tovy hevitra | kapika | |
Teny iditra | kapiky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Tortue [1.13] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Mpanahaka | fano ~ sokabe ~ sokatra | |
Fivaditsoratra | kapiky, kipika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |