|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  fano
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  4  Votrovotro madinika mitranga amin' ny hoditra vokatry ny hafanana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  éruption cutanée produite par la chaleur [1.3#149]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/6)7  fano
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Fanazavàna teny malagasy  10  soka-dranomasina [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka, Tanosy] [1.78]
11  Soka-dranomasina [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  the sea turtle [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  grande tortue de mer [1.54]
14  tortue de mer [1.8, 1.13]
Anaram-biby 

Teny iditra (3/6)16  fano
Sokajin-teny  17  anarana
Voambolana  18  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  19  Bibikely sahala amin' ny voanosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20  a kind of beetle [1.2]

Teny iditra (4/6)21  fano
Sokajin-teny  22  anarana
Voambolana  23  Haibiby: trondro
Fanazavàna teny anglisy  24  a fish [Provincial] [1.2]

Teny iditra (5/6)25  fano
Sokajin-teny  26  anarana
Voambolana  27  Zavamaniry mitsabo
28  Fivavahana, finoana
Fanazavàna teny malagasy  29  Anaran-kazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30  an acacia-like tree, the wood of which is used in making musical instruments. The seeds were often used formerly in working the sikidy, as indeed is still the case among the Sakalava. In the days of bullfighting the root of the shrub was taken, pounded, put in water, and given to the bulls that were to fight, with the idea that it made them fierce. An infusion of the leaves is now used in cases of colic. Piptadenia chrysostachys, Bth. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  31  nom d'une espèce d'arbre ; ses graines qui servent à la divination par le sikidy ; la divination elle-même. (volatsàra). [Tankarana] [1.19]
32  Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae). Bon bois employé en lutherie (instruments de musique). C'était un des arbres sacrés, souvent planté dans les résidences seigneuriales. Graines employées pour tirer le sikidy (divination). Racines réputées stimulantes ; leur décoction était administrée aux taureaux de combat. Écrasées, elles constituaient un emplâtre qu'on appliquait sur les abcès. Feuilles en infusion dans les coliques. Elles entraient aussi dans la composition de l'odi-boiboika (remède contre les tumeurs scrofuleuses). [Merina] [1.196]
[Sihanaka]
[Tsimihety]
[Sakalava]
33  Arbre à écorces riches en saponine « arbre à savon : "il mousse comme le savon et décrasse bien" (Hugon 1818). Graines utilisées pour tirer le sikily (Samat). [Mahafaly] [1.196]
[Tanosy]
Tsipelina hafa  34  fany
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (6/6)38  fano
Sokajin-teny  39  anarana
Voambolana  40  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  41  Plante voisine du fandrilavenona d'Imerina, et encore appelée miakana. [Betsileo] [1.196]

Fivaditsoratra  42  fano, fona

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/06