|
|
|
|

Teny iditra1  katro-doha
Singan-teny  2  katroka, loha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#318] Choc des tètes; se dit des béliers et autres animaux qui se battent, et des enfants qui les imitent.
Ohatra  5  Avy hatrany dia niantoraka teny aminy izy ary katrodoha no nilentika teo amin'ny takiban'i Fandrava. [2.895#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07