Teny iditra (1/3) | 1 kepoka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Menatra ka tsy mahita holazaina satria vaky ny nafenina: Kepoka tsy nahateny izy nony naseho azy ny porofo rehetra nanameloka azy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 confounded, astonished [1.2#328] |
Ohatra |
5 kepoka aoka izany Ingahy Rabery. [2.499#] 6 ka kepoka foana teo izy nony nandre izany. [2.69#] |
Teny iditra (2/3) | 7 kepoka |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Feo heno amin' ny fitsakoana na fanaikerana zavatra mafimafy; fihinanana na fandaniana amin' ny tsy antony [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 The sound of anything crunched with the teeth, as hard biscuits, etc., or of a sharp blow [1.2] 11 a crunching sound [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 bruit de ce qui craque sous les dents [1.8] |
Voambolana |
13 Feo |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 19 kepoka |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
21 Se dit des fruits vides, dont l'intérieur est creux. Par exemple : Voanjo kepoka : arachide dont les graines ont avorté et dont la coque est vide. [Betsileo]
[1.196] |
Voambolana |
22 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 23 akepok, kapoke, kepoka, kopake |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27 |