|
|
|
|

Teny iditra1  kiady fa tsy tompon' ny saha
Singan-teny  2  kiady, tsy, tompo, saha
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  mpiambina, mitovitovy amin' ilay hoe: mpiandry omby volavita: tsy tompony fa mpamerin-doha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29