Teny iditra kipaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanendahana na fanesorana na fandroahana tsy misy fanajana; fiendahana, fialana mitambatra; fielakelahan-javatra mihofakofaka miala. [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra kipakipaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31