|
|
|
|

Teny iditra1  kiraro iray aman' olona
Singan-teny  2  kiraro, iray, amana, olona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny kiraro miara-droa ho an' ny tongotra havia sy havanana (iray lomisy)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7][kiraro aman' olona] a pair of shoes
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8][kiraro aman' olona] une paire de souliers

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07