|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kitoto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Vidy, lanja, filaminana, antony: Tsy misy kitotony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  valeur, respect, égard, ordre, arrangement [1.3]
Haiendriteny 
5  Tsotra :

Teny iditra (2/4)6  kitôto
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Voronkely tsara feo mitovitovy amin' ny domohina saingy kelikely kokoa [Tsimihety] [1.1]
Voambolana  9  Haibiby: vorona

Teny iditra (3/4)10  kitoto
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  (de toto : action de battre la terre des pieds, danses, trépignement qui marque la joie). Halleria ligustrifolia Baker (Stilbaceae). Joli arbuste employé les jours de fête pour décorer les lieux publics. Ses feuilles restent en place même quand il s'est desséché. Il évoque les réjouissances populaires. Décoratif. Mériterait d'être cultivé en Europe comme arbuste de terre bruyère. [Betsileo] [1.196]
13  [Bara]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)16  Kitoto
Sokajin-teny  17  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  18  mponina tranainy teto Madagasikara, izay fantatra anarana fa tsy tadidy mazava [2.508#6]
Ohatra  19  Toy izany koa ny Kimosy tany Anosy, ny Kajemby sy ny kitoto tany Avaratra Andrefana. [2.508#]
Voambolana  20  Tantara: firenena

Fivaditsoratra  21  Kitoto, kitoto, kitôto, totoky, Kitoto, kitoto, kitôto, totoky, Kitoto, kitoto, kitôto, totoky

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/20