|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikoriana
Fototeny  2 koriana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha midina moramora tsy dia mafy loatra toy ny rano maria nefa tsy miadandoatra koa toy ny rano amin' ny tany marin-tampona): Mahafinaritra ny mijery ity rano mikoriana tsy an-kijanona
9 Mandeha tsara, misosa ho azy: Mikoriana erý izany fiainanareo eto izany
10 Miteny misononoka tsy miambatrambatra: Nikoriana erý ny lahateny ka hafaliana moa ny an' ny mpihaino [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to flow smoothly; to glide; to run around playing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 couler paisiblement; prendre ses ébats [1.8]
Mpanahaka  13  Misononoka

Teny iditra (2/2) 14  mikoriàna
Fototeny  15 koriana
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikoriana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa  17 mikoriava

Fivaditsoratra  18 imokirana, mikoriana, mikoriàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19