Teny iditra | lahiantitra (lahy, antitra) | ||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny lehilahy be taona, antitra; antidahy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [ lahy antira ] An old man [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Vieillard [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Tsipelina hafa | lahy antitra | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lahiantitra io | ||||
Fivaditsoratra | lahiantitra, lahy antitra |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/17 |