Teny iditra | 1 lakan-jejo |
Singan-teny | 2 lakana, jejo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] lakana maivana mora misosa raha vao voizina |
Tovy hevitra | 5 lakan-jila |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny lakan-jejo io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |