|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  jejo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fatra-panao fihetsehana tsy maotina hanintona ny mason' ny olona langa hijery azy: Vehivavy jejo tsy misy toa azy Ikala anona iny
9 Pelipelika, tia haingo fatratra, kasikasy, maivan-doha: Jejo erỳ i Saholy amin' iny akanjo vaony iny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 wanton, licentious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 lascif [1.3#294, 1.8]
12 qui a la tête légère, folâtre, sémillant, libre dans ses allures [1.3#294]
Ohatra  13  entin'ny olona jejo mihaingo. [2.314#131]
14  Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero. [1.299#]
Tovy hevitra  15 jejojejo
Mpanahaka  16  jefy, 17  jefitra, 18  jifa, 19  jila, 20  langa, 21  malanga, 22  maola, 23  pilaka, 24  tefitra
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe jejo
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 27  jejo
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 [Sihanaka] tanin'afo, tifonoana [1.78]
Tovy hevitra  30 jiajia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22