|
|
|
|

Teny iditra1  lamako tsy mipaka
Singan-teny  2  lamako, tsy, mipaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ny lamako tsy tena ampifampipehina fa atao tahaka ny ambana fotsiny
5  Raharaha tsy nahavoa, nandamoka [1.1]
Ohatra  6  lamako|tsy mipaka roa lamako|tsy mipaka ny tratrany [2.69]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07