|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mipaka
Fototeny  2 paka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikambana, mitambatra, mikaona: Tsy mipaka tsara ny hazo amin' ity farafara ity
9 Tonga hatramy..., mikasika ny...: Aza atao mipaka amin' ny valindrihana ny boky fa ratsy endrika
10 Midona: Nipaka tamin' ny zoron-databatra ny vilia ka vaky
11 Miady: Nipaka Isambilo sy Ibalita ka nitangoronan' ny mpianatra
12 Mandritra ny... manontolo: Telo taona mipaka izy no tany Nosibe [1.1]
Ohatra  13  Hatr' amy ny lapa-bolana mipaka dia naneky izy. [2.48#538]
Mpanahaka  14  maninjihinjy, 15  maninjitra, 16  manontolo, 17  mikatroka, 18  mipaika, 19  mipoka, 20  ngarangidina
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mipaka
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 23  mipakà
Fototeny  24 paka
Sokajin-teny  25  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mipaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  26 akimpa, 27 mikapà, mikapa, mipakà, mipaka, 28 mpiakà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24