Teny iditra | 1 lamoty |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 kily: atao hoe koa madilo na madiro na voamatony, na lamoty, ataon'ny Vazaha koa "prunier malgache"... [1.10] 4 Hazo madinika be tsilotsilony maniry amin' ny faritany maina any amorontsiraka, manome ilay voa fantatra amin' ny anarana hoe mokonazy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a small thorny tree with edible fruit similar in appearance and taste to a crab-apple. It is used in making rum, also as a medicine for lunacy [Bara, Sakalava]
[1.2] 6 a small fruit found in the south and west [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 fruit d'un arbrisseau dans le sud et l'ouest [1.8] 8 (de lamonty). Nom donné à des arbres ou arbustes à fruits comestibles, même lorsqu'ils ne sont pas épineux. Notamment : 9 Flacourtia ramontchi L'Hér. (Salicaceae). Le « prunier malgache ». Voir lamonty. [Sakalava] [1.196] 10 [Tsimihety] 11 Vaccinium emirnense Hook. (Vacciniaceae). La myrtille malgache, plus connue sous le nom de voaramontsina. [Bara] 12 (Ziziphus jujuba Mill. (Rhamnaceae). Le jujube. Voir aussi lamotifotsy. [Sakalava] 13 Capurodendron ankaranense Aubrév. (Sapotaceae) [Tankarana] 14 Fruit comestible. Bon bois d'oeuvre. Également appelé hazobe. [Sakalava] [Bara] |
Voambolana |
15 Haizavamaniry: voankazo |
Tovy hevitra | 16 kily, madilo, madiro, voamatony |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |