Teny iditra | 1 lasalasa |
Fototeny | 2 lasa |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Ohatra |
5 lasalasa tokoa ny fisainany nandre sy nandinika ny vetsovetson-janany. [2.470] 6 Efa nialan' ny anjaran' ny tompon-tsambo anefa izany , ka lasalasa ny saiko nanao manambatra sy manala. [2.471] 7 Ny mandra-pihaonan' i Zozefinina aza toa lasalasa foana tsy niniany! [2.499] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 9 lasalasa, salasala |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |