Teny iditra | 1 levona |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, hono, izao tontolo izao 4 Lany: Levon' ny omby ny varinay 5 Simba: Levon' ny zanakao ny bokiko 6 Lasa entona: Levon-ko fofona ny kamifaoro 7 Lasa tsy hita venty intsony toy ny sira latsaka ao anaty rano: Levona tao anaty rano ny siramamy 8 Voaovan' ny vavony: Tsy mbola levona ny sakafonao ka aza mandro [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 consumed; utterly destroyed; dissolved, digested [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 consumé, anéanti; dissout; digéré [1.8] |
Ohatra |
11 levona ny harena be. [2.59] 12 Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 18 alevon, levona, nalevo, velona, volena |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |