|
|
|
|

Teny iditra1  lohateny (loha)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Anarana -- izay matetika teny fohifohy -- entina hilazana boky na toko iray amin' ny boky na koa lahateny famelabelaran-kevitra: "Mba olom-banona" no lohateny nalain' ny mpampianatra anay ho voaboasana
4  Fifanarahana fa hifamela heloka na hifandefitra na hifanampy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a title, a heading [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  titre [1.8, 1.13, 1.5.fr#193]
Ohatra  7  Anaovy lohateny ny andininy tsirairay. [2.285#46]
8  jereo ka diniho tsara ny lohateny nomeny azy. [2.314#88]
9  Ny sasany indray mamaky ireo lohateny vita sora-baventy. [2.117#65]
10  Koa izao no lohateny vaovao narosony ary nekeko : "Ny fianarana mampisaraka amin'ny tany" [2.356#95]
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny lohateny io

Fivaditsoratra  13  lohateny, natohely

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11