Teny iditra mahavoky (voky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To satisfy with food [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rassasier; être suffisant pour rassasier [1.8]
Ohatra 
1Katisoa no mahavoky anareo efa-dahy, hoy ilay tompon-trano; [2.499]
2Izay mahavoky ny kibo ihany ny Andriana, fa tsy mila vola, koa aoka ho Isan' ny mpanomponao. [2.895]
3Ny fefiloha no mahavoky anareo ambaniandro fa ny rano no entina manetsa ny vary ary ny vary no mahavoky ny ambaniandro. [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahavoky
Ny lasa : nahavoky
Ny hoavy : hahavoky, -kahavoky
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra Mahavoky (maha, voky)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -21.75, 47.9166667
-21.0833333, 48.3833333
-20.0666667, 47.05
-18.7833333, 48
Haianarantany maha, voky

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11