|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Nanao ratsy ka matahotahotra sao fantatra: Mahina angamba Rakoto tamin' ilay lainga nataony ka midifidify foana ny adala rehefa mifanena amiko
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] full of anxious thoughts.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] anxieux, soucieux, soupçonneux, qui est dans l'angoisse
Sampanteny 
6  Anarana :
Mpanahaka  7  kaodikaody, maodimaody, matahotahotra, miahiahy

Teny iditra (2/2)8  mahiña
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Bara] mosary

Fivaditsoratra  11  hamany, hamina, hanaim, hanamy, hanima, ihanam, mahiña, mahina, manahy, mihana, namahy, nimaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08