|
|
|
|

Teny iditra1  maika tsy faingana
Singan-teny  2  maika, tsy, faingana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  dodona erỳ manao zavatra na mandeha, nefa tsy mahavita na tonga faingana akory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  much haste but little speed. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25